|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangidy hoditra |
| Singan-teny | 2mangidy, 3hoditra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6unpopular.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7impopulaire.
[1.8] |
| Tohi-kevitra | 8mamy hoditra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|